Entrée | 1 tsy mitsitsy |
Mots élémentaires | 2 tsy, 3 mitsitsy |
Partie du discours | 4 locution |
Exemples |
5 mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[2.472]
6 Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27] |
Mis à jour le 2025/02/12 |
![]() |